Job 30:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny hery amelezany ahy dia simba ny akanjoko, manendaka ahy amin’ny vozon-dobaka Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny hamafiny efa tsy mitana ny endriny intsony ny akanjoko, fa mangeja ahy toy ny akanjo vity;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naka an-keriny ny akanjoko Andriamanitra ka manakenda ahy toy ny vozon-dobaka tery.
Malagasy Bible 1865
Noho ny haben'ny hery dia tonga tsy antonona ny akanjoko, manenda ahy tahaka ny vozon-dobaka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny hery amelezany ahy dia simba ny akanjoko, manendaka ahy amin’ny vozon-dobaka Izy.
malagasy
Noho ny haben'ny hery dia tonga tsy antonona ny akanjoko, manenda ahy tahaka ny vozon-dobaka izany.