Job 30:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanipy ahy teo amin’ny fotaka Izy ka tahaka ny vovoka sy ny lavenona aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nazeran’Andriamanitra ao anaty fotaka aho, ka tahaka ny vovoka aman-davenona aho izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nazerany tao amin’ny fotaka aho ka naetriny toy ny vovoka aman-davenona.
Malagasy Bible 1865
Eny, nanary ahy teo amin'ny fotaka Izy, ka efa tahaka ny vovoka sy ny lavenona aho
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanipy ahy teo amin’ny fotaka Izy ka tahaka ny vovoka sy ny lavenona aho.
malagasy
Eny, nanary ahy teo amin'ny fotaka Izy, ka efa tahaka ny vovoka sy ny lavenona aho