Job 30:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hataoko inona moa ny herin-tsandrin’ireo? Efa very ny fahatanjahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho nataoko inona moa ny herin-tsandrin’ireny? tsy manan-kavitrìhana akory ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady inona moa no azoko andrasana amin’izay olona efa tra-pahosana?
Malagasy Bible 1865
Eny, mampaninona ahy ny herin'ny tànan'ireo. Izay efa very fahatanjahana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hataoko inona moa ny herin-tsandrin’ireo? Efa very ny fahatanjahany.
malagasy
Eny, mampaninona ahy ny herin'ny tànan'ireo. Izay efa very fahatanjahana?