Job 30:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitaraina Aminao aho nefa tsy mihaino ahy Ianao; mijoro eo aho nefa jerenao foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina aminao aho, nefa tsy valianao akory; mitsangana aho, nefa jerenao fotsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso Anao aho, Andriamanitra ô, nefa tsy valianao akory; mitsangana hivavaka eo anoloanao aho, nefa dia jerenao fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Mitaraina aminao aho, nefa tsy mihaino ahy Hianao; Mijoro eo aho, nefa ierenao foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitaraina Aminao aho nefa tsy mihaino ahy Ianao; mijoro eo aho nefa jerenao foana.
malagasy
Mitaraina aminao aho, nefa tsy mihaino ahy Hianao; Mijoro eo aho, nefa ierenao foana.