Job 30:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aingainao ho eny amin’ny rivotra aho ka ampitaingeninao azy ary levoninao ao anatin’ny tafio-drivotra mifofofofo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Alainao aho, ampanidininao araka izay itondran’ny rivotra ahy aho, ary foananao amin’ny fifofofofon’ny tafio-drivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avelanao hindaosin’ny rivotra aho ka atambolimbolin’ny tafiotra mahery.
Malagasy Bible 1865
Aingainao ho eny amin'ny rivotra aho ka alefanao handeha, ary levoninao amin'ny tafio-drivotra mifofofofo ho tsinontsinona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aingainao ho eny amin’ny rivotra aho ka ampitaingeninao azy ary levoninao ao anatin’ny tafio-drivotra mifofofofo aho.
malagasy
Aingainao ho eny amin'ny rivotra aho ka alefanao handeha, ary levoninao amin'ny tafio-drivotra mifofofofo ho tsinontsinona aho.