Job 30:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro fa hampodinao any amin’ny fahafatesana aho, dia any amin’ny trano ifamotoanan’ny olombelona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria, fantatro izany, fa entinao ho amin’ny fahafatesana aho; any amin’ny ifamotoanan’ny manana aina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fantatro fa hoentinao any amin’ny fahafatesana aho, dia any amin’ilay fonenana ifamotoanan’ny olombelona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatro fa hampodinao any amin'ny fahafatesana aho, dia any amin'ny trano fivorian'ny olombelona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro fa hampodinao any amin’ny fahafatesana aho, dia any amin’ny trano ifamotoanan’ny olombelona rehetra.
malagasy
Fa fantatro fa hampodinao any amin'ny fahafatesana aho, dia any amin'ny trano fivorian'ny olombelona rehetra.