Job 30:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy manainga ny tanany va ny olona raha ianjeran’ny rava? Ary tsy mitaraina va izy raha tratry ny loza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa tsy hanandra-tanana va izay efa ho faty, ary tsy handefa feo miantso va izay mby an-tanan-doza?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nahoana Ianao no hanainga tanana hamely izay efa mila ho trotraka, dia ny olona tra-pahoriana ka miantsoantso vonjy?
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy manainga ny tànany va ny olona, raha ianjeran'ny rava? Ary tsy mitaraina va izy, raha tratry ny loza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy manainga ny tanany va ny olona raha ianjeran’ny rava? Ary tsy mitaraina va izy raha tratry ny loza?
malagasy
Kanefa tsy manainga ny tànany va ny olona, raha ianjeran'ny rava? Ary tsy mitaraina va izy, raha tratry ny loza? [Na: raha mila ho potraka izy]