Job 30:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nitomany ny ory va aho? Tsy nangorakoraka ny mahantra va ny fanahiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy efa nandatsa-dranomaso tamin’ny ory va aho? Tsy efa nangoraka ny mahantra va ny foko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa tsy efa nitomany ireo niangaran’ny vintana ve aho ary tsy efa nangoraka ny mahantra?
Malagasy Bible 1865
Tsy nitomany ny ory va aho? Tsy nangorakoraka ny malahelo va ny fanahiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nitomany ny ory va aho? Tsy nangorakoraka ny mahantra va ny fanahiko?
malagasy
Tsy nitomany ny ory va aho? Tsy nangorakoraka ny malahelo va ny fanahiko?