Job 30:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanantena fahasambarana aho, kanjo ny ratsy no tonga; niandry ny mazava aho, kanjo ny maizina no tonga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanandrandra fiadanana aho, ka fahoriana no tonga, nanantena fahazavana aho, ka haizina no mitranga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy mba niandrandra hasambarana aho, kanjo sendra ny fahoriana; ary mba nanantena ny mazava aho, kanjo sendra ny haizina.
Malagasy Bible 1865
Fa niandry ny soa aho, kanjo tonga ny ratsy; Ary nanantena ny mazava aho, kanjo avy ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanantena fahasambarana aho, kanjo ny ratsy no tonga; niandry ny mazava aho, kanjo ny maizina no tonga.
malagasy
Fa niandry ny soa aho, kanjo tonga ny ratsy; Ary nanantena ny mazava aho, kanjo avy ny maizina.