Job 30:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsaitsaika mitafy lamba fisaonana aho sady tsy mahita masoandro; mitsangana eo am-pivorian’ny olona aho ka mitaraina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsaitsaika amim-pisaonana, tsy misy masoandro aho; matoa mitsangana aho eo am-pivoriana, dia handefa fitarainana foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandeha amim-pisaonana aho; tsy misy masoandro mihiratra ho ahy. Vory vahoaka no hitsanganako mba hiantsoantsoako vonjy.
Malagasy Bible 1865
Mitsaitsaika mitafy lamba fisaonana aho sady tsy mahita masoandro; Mitsangana aho ka mitaraina eo ampivorian'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsaitsaika mitafy lamba fisaonana aho sady tsy mahita masoandro; mitsangana eo am-pivorian’ny olona aho ka mitaraina.
malagasy
Mitsaitsaika mitafy lamba fisaonana aho sady tsy mahita masoandro; Mitsangana aho ka mitaraina eo ampivorian'ny olona.[Na: Efa mainty aho, fa tsy avy amin'ny hain'andro]