Job 30:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga rahalahin’ny amboadia aho ary naman’ny aotirisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanjary rahalahin’ny amboadia aho, sy tonga naman’ny zanak’ostritsa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka tonga naman’ny amboadia aho ary tonga zandrin’ny aositritsy amin’izato feoko mampahonena.
Malagasy Bible 1865
Rahalahin'ny amboadia aho Ary naman'ny ostritsa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga rahalahin’ny amboadia aho ary naman’ny aotirisy.
malagasy
Rahalahin'ny amboadia aho Ary naman'ny ostritsa.[Na: jakala]