Job 30:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kaozatra noho ny tsy fisian-kanina sy ny mosary izy ireo; homankomana foana any an-tany karankaina ao amin’ny haizin’ny loza sy ny faharinganana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kaozatry ny fahoriana aman-kanoanana izy, dia miraotra ny efitra, izay tany karankaina, tsy misy zava-maniry hatrizay ela izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anan’ny hanoanana sy ny fahantrana izy ka mitady hohanina any an-tany hay izay faritra mampalahelo sady karankaina.
Malagasy Bible 1865
Manjenjena noho ny tsi-fisian-kanina sy ny mosary izy; Homankomana foana any an-tany karankaina izy, dia eo an-katoky ny loza sy ny fandringanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kaozatra noho ny tsy fisian-kanina sy ny mosary izy ireo; homankomana foana any an-tany karankaina ao amin’ny haizin’ny loza sy ny faharinganana.
malagasy
Manjenjena noho ny tsi-fisian-kanina sy ny mosary izy; Homankomana foana any an-tany karankaina izy, dia eo an-katoky ny loza sy ny fandringanana.[Na: Ana, na Kaozatra, na Tsy manan-janaka]