Job 30:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanjary fisaonana ny lokangako ary feon’ny mitomany ny sodiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mandefa afa-tsy feom-pisaonana ny lokangako, ary feo mitoreo ihany no avy amin’ny sodiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia feo mitoreo no ataon’ny lokangako ary feo mitomany no avoakan’ny sodiko.
Malagasy Bible 1865
Nanjary fisaonana ny lokangako. Ary feon'ny mitomany ny sodiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanjary fisaonana ny lokangako ary feon’ny mitomany ny sodiko.
malagasy
Nanjary fisaonana ny lokangako. Ary feon'ny mitomany ny sodiko.