Job 30:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsongo anana dia eny amin’ny kirihitrala ireny ary ny fototry ny anjavidy no sakafony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsongo tsimo-kazo mangidy any amin’ny hazo kely milobolobo izy, ary tsy manan-kanina afa-tsy ny fakan-kofafambohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitsongo anan-dia akaiky kirihitra izy ary mivelona amin’ny kifakafakan-javatra.
Malagasy Bible 1865
Mitsongo anambodihena eo amin'ny kirihitrala izy, ary ny fakan'ny anjavidy no fihinany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsongo anana dia eny amin’ny kirihitrala ireny ary ny fototry ny anjavidy no sakafony.
malagasy
Mitsongo anambodihena eo amin'ny kirihitrala izy, ary ny fakan'ny anjavidy no fihinany.[Heb. rotema; izahao 1 Mpan. xix. 4]