Job 30:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roahina tsy ho eo amin’ny olona izy sady akoraina toy ny mpangalatra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roahina tsy ho eo amin’ny fikambanan’olombelona izy; sady iantsoantsoana toy ny amin’ny mpangalatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voaroakan’ny mpiara-monina ireo karazan’olona ireo sady voakora toy ny mpangalatra,
Malagasy Bible 1865
Roahina tsy ho eo amin'ny olona izy sady akoraina toy ny mpangalatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roahina tsy ho eo amin’ny olona izy sady akoraina toy ny mpangalatra,
malagasy
Roahina tsy ho eo amin'ny olona izy sady akoraina toy ny mpangalatra.