Job 30:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa eny an-davaka amin’ny moron’ny lohasahan-driaka no itoerany, dia any an-dava-tany sy any an-dava-bato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia monina any an-dohasaha mahatsiravina, any amin’ny zohin-tany sy any amin’ny haram-bato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka mitady fialofana eny an-tehezan-tevana, any an-dava-johy na any an-dava-bato.
Malagasy Bible 1865
Any an-dohasaha mahatsiravina no tsy maintsy itoerany, dia ao an-dava-tany sy an-dava-bato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa eny an-davaka amin’ny moron’ny lohasahan-driaka no itoerany, dia any an-dava-tany sy any an-dava-bato.
malagasy
Any an-dohasaha mahatsiravina no tsy maintsy itoerany, dia ao an-dava-tany sy an-dava-bato.