Job 30:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Minananana eny amin’ny kirihitrala izy ary mitangorona eny ambanin’ny amiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Antsoantson’olon-dia no re ataony any an-kirihitrala, ary mitangorona mandry any anaty roimainty izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivangongo anaty ambiaty izy ka mitrena ao anaty kirihitra.
Malagasy Bible 1865
Minananana eny amin'ny kirihitrala izy ary mitangorona eo ambanin'ny amiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Minananana eny amin’ny kirihitrala izy ary mitangorona eny ambanin’ny amiana.
malagasy
Minananana eny amin'ny kirihitrala izy ary mitangorona eo ambanin'ny amiana.