Job 30:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Olom-poana izy ireny sady olona tsy manana anarana akory ka roahina tsy ho eo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona adala sy taranaky ny tsy misy hajany ireny, ka roahina amim-panesoana amin’ny tany onenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Karazan’olona adala sy kentrina izy, ka noroahina tamin’ny kapoka mba hiala ny tany nonenany.
Malagasy Bible 1865
Zanaky ny adala izy sady zanaky ny tsy manan-kaja, ka roahina tsy ho eo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Olom-poana izy ireny sady olona tsy manana anarana akory ka roahina tsy ho eo amin’ny tany.
malagasy
Zanaky ny adala izy sady zanaky ny tsy manan-kaja, ka roahina tsy ho eo amin'ny tany.