Job 31:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka kosa ny vadiko hanodina fikosoham-bary ho an’ny sasany ary aoka ho olon-kafa no handry aminy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka hampihodina ny vato fitotoana ho an’ny hafa, ny vadiko; ary aoka ho olon-kafa no hanala baraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aoka hampiasain’olon-kafa ny vadiko, ary aoka ny olon-drehetra no handry aminy!
Malagasy Bible 1865
Dia aoka kosa ny vadiko halain 'ny sasany, ary aoka olon-kafa no handry aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka kosa ny vadiko hanodina fikosoham-bary ho an’ny sasany ary aoka ho olon-kafa no handry aminy!
malagasy
Dia aoka kosa ny vadiko halain'ny sasany, ary aoka olon-kafa no handry aminy.[Na: hitoto ho an']