Job 31:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa afo mandevona hatrany amin’ny tanin’ny fandringanana izany ka hanongotra ny vokatro rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afo mandoro mandra-pahalevona, tsy maintsy ho nandevona ny fananako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afo mandevona hatrany am-pahaverezana izany, ka handrava ny vokatro manontolo.
Malagasy Bible 1865
Fa afo mandevona hatrany amin'ny fandringanana izany ka hanongotra ny vokatro rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa afo mandevona hatrany amin’ny tanin’ny fandringanana izany ka hanongotra ny vokatro rehetra.
malagasy
Fa afo mandevona hatrany amin'ny fandringanana izany ka hanongotra ny vokatro rehetra.