Job 31:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka nandà ny rariny izay an’ny mpanompolahiko na ny mpanompovaviko aho, raha nifamaly tamiko izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nolaviko ny rariny ananan’ny ankizy lahy aman’ankizy vaviko, fony ireny nifamaly tamiko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tàhiny nanan-drariny ny mpanompolahiko na ny mpanompovaviko izay nifamaly tamiko, dia tsy nolaviko fa notandroviko tokoa.
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny aho nandà ny rariny izay an'ny ankizilahiko na ny ankizivaviko, raha nifamaly tamiko izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka nandà ny rariny izay an’ny mpanompolahiko na ny mpanompovaviko aho, raha nifamaly tamiko izy,
malagasy
Raha tàhiny aho nandà ny rariny izay an'ny ankizilahiko na ny ankizivaviko, raha nifamaly tamiko izy,