Job 31:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka nandà izay nirin’ny mahantra aho ka namela ny mason’ny mpitondratena hijery foana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nandà ny hataky ny mahantra aho; raha nahavalalanina foana ny mason’ny mananotena aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa efa nanosi-bohon-tanana ny mahantra ve aho ka nahapahina ny mason’ny mpitondratena,
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny aho nandà Izay nirin'ny malahelo ka nahapahina ny mason'ny mpitondratena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka nandà izay nirin’ny mahantra aho ka namela ny mason’ny mpitondratena hijery foana
malagasy
Raha tàhiny aho nandà Izay nirin'ny malahelo ka nahapahina ny mason'ny mpitondratena,