Job 31:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha izany dia inona no anjara avy amin’Andriamanitra any ambony, sy lova avy amin’ny Tsitoha any amin’ny avo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa inona no anjara hotahirizin’Andriamanitra any ambony ho ahy? Anjara toy inona no homen’ny Tsitoha ahy any an-danitra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy izany dia inona no lova ho ahy avy amin’ilay Andriamanitra Tsitoha any amin’ny toerana ambony any?
Malagasy Bible 1865
Fa raha izany, dia inona no anjara avy amin'Andriamanitra any ambony. Sy lova avy amin'ny Tsitoha any amin'ny avo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha izany dia inona no anjara avy amin’Andriamanitra any ambony, sy lova avy amin’ny Tsitoha any amin’ny avo?
malagasy
Fa raha izany, dia inona no anjara avy amin'Andriamanitra any ambony. Sy lova avy amin'ny Tsitoha any amin'ny avo?

Recommended Reading