Job 31:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
moa tsy ho nisaotra ahy va izy satria nafana ny lamosiny ary nanafana azy ny volon’ondriko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tsy nisaotra ahy ny fony, sy tsy nanafàna azy ny volon’ny zanak’ondriko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy nisaotra ahy ny tenany noho izy nomeko akanjo nanafana azy dia akanjo natao tamin’ny volon’ondriko?
Malagasy Bible 1865
Koa tsy nankasitraka ahy ny tenany, ary tsy nanafàna azy ny volon'ondriko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
moa tsy ho nisaotra ahy va izy satria nafana ny lamosiny ary nanafana azy ny volon’ondriko?
malagasy
Koa tsy nankasitraka ahy ny tenany, ary tsy nanafàna azy ny volon'ondriko;[Heb. valahany]