Job 31:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka ny foto-tsandriko hitsoaka hiala amin’ny soroko; eny, aoka ny sandriko ho latsaka hiala amin’ny taolam-panaviko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aoka ny soroko hisaraka amin’ny tenabeko, aoka ny sandriko hitsoaka amin’ny taolam-panavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aoka ny soroko hiendaka amin’ny toerany ary ny sandriko hitsoaka amin’ny kihoko.
Malagasy Bible 1865
Dia aoka ny foto-tsandriko hitsoaka hiala amin'ny rangomainako, eny, aoka ny sandriko ho latsaka hiala amin'ny taolam-panaviko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka ny foto-tsandriko hitsoaka hiala amin’ny soroko; eny, aoka ny sandriko ho latsaka hiala amin’ny taolam-panaviko.
malagasy
Dia aoka ny foto-tsandriko hitsoaka hiala amin'ny rangomainako, eny, aoka ny sandriko ho latsaka hiala amin'ny taolam-panaviko.