Job 31:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mampahatahotra ahy ny loza avy amin’Andriamanitra ka tsy mahavita na inona na inona aho noho ny fahalehibiazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho olona nataho-tody mandrakariva avy amin’Andriamanitra, ka tsy mahay maharitra eo anatrehan’ny fiandrianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria matahotra ny famaizan’Andriamanitra aho ka tsy afa-manoatra manoloana ny fiandrianany.
Malagasy Bible 1865
Fa mampahatahotra ahy ny loza avy amin'Andriamanitra, ka tsy mahavita na inona na inona aho noho ny fahalehibiazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mampahatahotra ahy ny loza avy amin’Andriamanitra ka tsy mahavita na inona na inona aho noho ny fahalehibiazany.
malagasy
Fa mampahatahotra ahy ny loza avy amin'Andriamanitra, ka tsy mahavita na inona na inona aho noho ny fahalehibiazany.[Na: Fa hanjo ahy ny zava-mahatahotra, dia]