Job 31:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha toa ka nifaly noho ny haben’ny fananako sy noho ny nahazoan’ny tanako harena betsaka aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha ny habetsahan’ny hareko no nifaliako, mbamin’ny fananana nangonin’ny tanako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nifaliako noho ny habetsahan’ny fananako sy ireo harena voaangon’ny tanako.
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny ho nifaly noho ny haben'ny fananako sy noho ny nahazoan'ny tanako harena betsaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha toa ka nifaly noho ny haben’ny fananako sy noho ny nahazoan’ny tanako harena betsaka aho,
malagasy
Raha tàhiny ho nifaly noho ny haben'ny fananako sy noho ny nahazoan'ny tanako harena betsaka;