Job 31:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha toa ka nijery ny masoandro raha izy namirapiratra iny aho, na ny volana raha izy nandeha tamin’ny fangarangarany iny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha nahita ny masoandro nandefa ny hafanàny aho, na ny volana nandroso am-pamirapiratana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nahita ny masoandro mamirapiratra aho na ny volana mizotra mangarangarana,
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny aho nijery ny masoandro, raha namirapiratra izy, na ny volana, raha nandeha tamin'ny fangarangarany izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha toa ka nijery ny masoandro raha izy namirapiratra iny aho, na ny volana raha izy nandeha tamin’ny fangarangarany iny,
malagasy
Raha tàhiny aho nijery ny masoandro, raha namirapiratra izy, na ny volana, raha nandeha tamin'ny fangarangarany izy,