Job 31:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia heloka hanamelohan’ny mpitsara koa izany fa ho nihatsaravelatsihy tamin’Andriamanitra any ambony aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia heloka fanameloky ny mpitsara koa izany, ka ho nandà an’Andriamanitra avo indrindra aho raha izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanaovako izany zavatra izany dia heloka melohin’ny mpitsara ihany koa, satria fandavako an’Andriamanitra Avo Indrindra.
Malagasy Bible 1865
(Dia heloka hanamelohan'ny mpitsara koa izany; Fa ho nihatsaravelatsihy tamin'Andriamanitra Izay any ambony aho);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia heloka hanamelohan’ny mpitsara koa izany fa ho nihatsaravelatsihy tamin’Andriamanitra any ambony aho.
malagasy
(Dia heloka hanamelohan'ny mpitsara koa izany; Fa ho nihatsaravelatsihy tamin'Andriamanitra Izay any ambony aho);