Job 31:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahiny aza dia tsy nandry teny alatrano fa novohako ny varavarako ho an’ny mpandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nandry tany alatrano ny mpivahiny, fa tsy mba novohako varavarana akory ny mpandeha!...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nandry tany alatrano ny vahiny, fa novohako varavarana hatrany.
Malagasy Bible 1865
Ny vahiny aza tsy nandry teny alatrano; Fa novohako ny varavarako manatrika ny lalana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahiny aza dia tsy nandry teny alatrano fa novohako ny varavarako ho an’ny mpandeha.
malagasy
Ny vahiny aza tsy nandry teny alatrano; Fa novohako ny varavarako manatrika ny lalana;