Job 31:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka nanarona ny fahadisoako tahaka an’i Adama aho ka nanafina ny heloko tato am-paosiko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mba nanafin-keloka toy ny ataon’ny olona aho, ka nampihiboka ny hadisoako tato anatiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa nanafina ny fahadisoako tahaka ny sarambaben’olona ve aho na nikobona ny heloko tato anatiko?
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny aho mba nanarona ny fahadisoako tahaka an'i Adama ka nanafina ny heloko tato an-tratrako,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka nanarona ny fahadisoako tahaka an’i Adama aho ka nanafina ny heloko tato am-paosiko
malagasy
Raha tàhiny aho mba nanarona ny fahadisoako tahaka an'i Adama ka nanafina ny heloko tato an-tratrako,[Na: tahaka ny olona]