Job 31:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nampihorohoro ny foko ny vahoaka marobe ary natahotra aho, fandrao hamavoin’ny mpiaramonina ka namitsaka, fa tsy sahy nivoaka ny varavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho ny tahotro ny fivoriam-be, noho ny tahotra sao esoin’ireo fianakaviana, ka ho nangina aho tsy sahy nandingana ny tokonam-baravarana akory!...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, tsy natahotra ny vavam-bahoaka aho na nanahy ny fanaratsian’ny fokonolona, ka hoe hangina ary tsy sahy hivoaka ny trano.
Malagasy Bible 1865
Satria nampihorohoro ny foko ny vahoaka maro be, ary natahotra aho, fandrao hamavoin'ny fokon'olona, ka dia namitsaka, fa tsy sahy nivoaka ny varavarana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nampihorohoro ny foko ny vahoaka marobe ary natahotra aho, fandrao hamavoin’ny mpiaramonina ka namitsaka, fa tsy sahy nivoaka ny varavarana.
malagasy
Satria nampihorohoro ny foko ny vahoaka maro be, ary natahotra aho, fandrao hamavoin'ny fokon'olona, ka dia namitsaka, fa tsy sahy nivoaka ny varavarana