Job 31:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka hisy hihaino ahy! Indro ny soniako! Enga anie ka hamaly ahy ny Tsitoha! Indro ny taratasy voasoratr’ilay manana ady amiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ah, aiza re no hahitako olona hihaino ahy? Indro ny soniako: ‹Hamaly ahy anie ny Tsitoha!› Aoka hanoratra ny taratasy fitarainany koa ny manana ady amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satriko mba hisy hihaino ahy, fa azoko soniavina izay voalazako! Hamaly ahy anie Andriamanitra Tsitoha. Fa ny amin’ny taratasy fiampangana voasoratry ny mpifanandrina amiko
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka hisy hihaino ahy! Indro ny soniako! Enga anie ka hamaly ahy ny Tsitoha! Indro ny taratasy voasoratr'ilay manana ady amiko!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka hisy hihaino ahy! Indro ny soniako! Enga anie ka hamaly ahy ny Tsitoha! Indro ny taratasy voasoratr’ilay manana ady amiko!
malagasy
Enga anie ka hisy hihaino ahy! Indro ny soniako! Enga anie ka hamaly ahy ny Tsitoha! Indro ny taratasy voasoratr'ilay manana ady amiko!