Job 31:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny isan’ny diako dia hambarako Aminy ary tahaka ny fanatonan’ny zanak’andriana no hanatonako Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havoakako amin’ny mpitsara ahy ny diako rehetra, hanatona azy toy ny zanak’andriana aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hambarako amin’Andriamanitra ny zavatra tsirairay nataoko; ary toy ny zanak’andriana aho ka tsy matahotra hanatona Azy.
Malagasy Bible 1865
Ny isan'ny diako dia hambarako aminy, ary tahaka ny fanakon'ny zanak'andriana no hanatonako Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny isan’ny diako dia hambarako Aminy ary tahaka ny fanatonan’ny zanak’andriana no hanatonako Azy.
malagasy
Ny isan'ny diako dia hambarako aminy, ary tahaka ny fanakon'ny zanak'andriana no hanatonako Azy.