Job 31:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha toa ka nihinana ny vokatra aho nefa tsy nandoa ny vidiny, na nanao izay hahafaty ny ain’ny tompony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha nihinana ny vokany tsy nanakarama azy aho; raha naka an-keriny azy tamin’ny tompony marina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha nihinam-bokatra maimaim-poana aho ka tsy nanaja ny zon’ireo mpiasako,
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny aho nihinana ny vokatra, nefa tsy nandoa ny vidiny.Na nanao izay hahafaty ny ain'ny tompony:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha toa ka nihinana ny vokatra aho nefa tsy nandoa ny vidiny, na nanao izay hahafaty ny ain’ny tompony,
malagasy
Raha tàhiny aho nihinana ny vokatra, nefa tsy nandoa ny vidiny.Na nanao izay hahafaty ny ain'ny tompony:Dia aoka ny tsilo no haniry hisolo ny vary tritika. Ary ny ahi-dratsy hisolo ny vary hordea. Tapitra ny tenin'i Joba.