Job 31:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tsy Andriamanitra va no mijery ny lalako ka manisa ny diako rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy mahalala ny lalako va Andriamanitra? Tsy manisa ny diako rehetra va Izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy hitan’Andriamanitra ve ny toetrako? Moa tsy manisa ny diako rehetra ve Izy?
Malagasy Bible 1865
Moa tsy Andriamanitra va no mijery ny lalako ka manisa ny diako rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tsy Andriamanitra va no mijery ny lalako ka manisa ny diako rehetra?
malagasy
Moa tsy Andriamanitra va no mijery ny lalako ka manisa ny diako rehetra? [Heb. Izy]