Job 31:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka ny tsilo no haniry hisolo ny varimbazaha ary ny ahi-dratsy hisolo ny orza! Tapitra ny tenin’i Joba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia aoka ho tsilo no haniry eo, hisolo ny varimbazaha, aoka ho ahi-dratsy no hisolo ny orja.» Tapitra eo ny lahatenin’i Jôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia aoka ny tsilo no haniry hisolo ny varimbazaha ary ny ahi-dratsy no hirobona hisolo ny ôrza! Tapitra ny tenin’i Jôba.
Malagasy Bible 1865
Dia aoka ny tsilo no haniry hisolo ny vary tritika. Ary ny ahi-dratsy hisolo ny vary hordea. Tapitra ny tenin'i Joba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka ny tsilo no haniry hisolo ny varimbazaha ary ny ahi-dratsy hisolo ny orza! Tapitra ny tenin’i Joba.
malagasy
Dia aoka ny tsilo no haniry hisolo ny vary tritika. Ary ny ahi-dratsy hisolo ny vary hordea. Tapitra ny tenin'i Joba.