Job 31:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa va nandeha tamin’ny fitaka aho na niezaka tamin’ny hafetsena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nandia ny lalan’ny lainga aho, raha nidodododo ho amin’ny fitaka ny tongotro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tàhiny nandeha tamin’ny lainga aho na nihazakazaka ho amin’ny fitaka,
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny nandeha tamin'ny fitaka aho na niezaka tamin'ny fahafetsena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa va nandeha tamin’ny fitaka aho na niezaka tamin’ny hafetsena?
malagasy
Raha tàhiny nandeha tamin'ny fitaka aho na niezaka tamin'ny fahafetsena.