Job 31:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka holanjain’Andriamanitra amin’ny mizana tsy mandainga aho dia ho fantany ny tsy fananako tsiny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
holanjain’Andriamanitra eo amin’ny mizàna marina aho, dia ho hitany ny tsy fananako tsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia enga anie holanjain’Andriamanitra amin’ny mizana tsy mandainga hahafantarany fa tsy manan-tsiny aho.
Malagasy Bible 1865
(Enga anie ka holanjain'Andriamanitra eo amin'ny mizanan'ny fahamarinana aho! Dia ho fantany ny tsi-fananako tsiny);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka holanjain’Andriamanitra amin’ny mizana tsy mandainga aho dia ho fantany ny tsy fananako tsiny!
malagasy
(Enga anie ka holanjain'Andriamanitra eo amin'ny mizanan'ny fahamarinana aho! Dia ho fantany ny tsi-fananako tsiny);