Job 31:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka nivily niala tamin’ny lalana ny diako na nanaraka ny masoko ny foko na nisy tsiny niraikitra tamin’ny tanako
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nivily niala tamin’ny lalana marina ny tongotro, raha nanaraka ny masoko ny foko, raha misy tsiny tafaraikitra amin’ny tanako;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha niala tamin’ny lalany ny diako na nanaraka ny filan’ny maso ny foko na nisy tsiny niraikitra tamin’ny tanako,
Malagasy Bible 1865
Raha tàhiny nivily niala tamin'ny lalana ny diako, na nanaraka ny masoko ny foko, na nisy tsiny niraikitra tamin'ny tanako:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka nivily niala tamin’ny lalana ny diako na nanaraka ny masoko ny foko na nisy tsiny niraikitra tamin’ny tanako
malagasy
Raha tàhiny nivily niala tamin'ny lalana ny diako, na nanaraka ny masoko ny foko, na nisy tsiny niraikitra tamin'ny tanako: