Job 31:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka adala tamin’ny vadin’olona ny foko ka namitsaka teo am-baravaran’ny namako aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha adala tamim-behivavy ny foko, ka namitsaka teo am-baravaran’ny namako aho:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tàhiny sodokam-behivavy iray ny foko ka namitsaka teo am-baravaran’ny namako aho,
Malagasy Bible 1865
Raha tahìny adala tamin'ny vadin'olona ny foko, ka namitsaka teo am-baravaran'ny namako aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka adala tamin’ny vadin’olona ny foko ka namitsaka teo am-baravaran’ny namako aho
malagasy
Raha tahìny adala tamin'ny vadin'olona ny foko, ka namitsaka teo am-baravaran'ny namako aho,