Job 32:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy satria nihevitra ny tenany ho marina i Joba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsahatra tsy namaly an’i Jôba intsony izy telo lahy ireo, satria nihombo tamin’ny fanaovana ny tenany ho marina izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho i Jôba nihevi-tena ho marina, dia nitsahatra tsy namaly azy intsony i Elifaza sy i Bildada ary i Tsôfara.
Malagasy Bible 1865
Ary nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy ireo, satria nanamarin-tena Joba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy satria nihevitra ny tenany ho marina i Joba.
malagasy
[Ny teny nataon'i Eliho] Ary nitsahatra tsy namaly intsony izy telo lahy ireo, satria nanamarin-tena Joba.