Job 32:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia hoy aho hoe: Aoka samy hihaino ahy! Izaho koa dia mba hanambara izay fantatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazaiko, mihainoa ahy; fa izaho koa mba hanambara ny hevitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, mangataka anareo aho hihaino ahy fa hambarako aminareo koa izay mba fantatro.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia hoy izaho: Aoka samy hihaino ahy; Izaho koa mba hanambara izay fantatro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia hoy aho hoe: Aoka samy hihaino ahy! Izaho koa dia mba hanambara izay fantatro.
malagasy
Ary noho izany dia hoy izaho: Aoka samy hihaino ahy; Izaho koa mba hanambara izay fantatro.