Job 32:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, niandry ny teninareo aho ary nanongilan-tsofina tamin’ny teny nalahatrareo, mandra-pihevitrareo izay holazaina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny ianareo, dia niandry aho; nampandry sofina tamin’ny porofo nalahatrareo aho, mandra-pahatapitry ny fifandaharanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba niandry izay kabarinareo aho ary nampandry sofina tamin’izay halahatrareo, mandra-pandinidinikareo izay holazaina.
Malagasy Bible 1865
Indro, niandry ny teninareo aho, ary nandinika ny teny nalahatrareo, mandra-pihevitrareo izay holazaina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, niandry ny teninareo aho ary nanongilan-tsofina tamin’ny teny nalahatrareo, mandra-pihevitrareo izay holazaina.
malagasy
Indro, niandry ny teninareo aho, ary nandinika ny teny nalahatrareo, mandra-pihevitrareo izay holazaina;