Job 32:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, tena nihaino anareo aho, nefa e! Tsy nisy naharesy lahatra an’i Joba ianareo na nahavaly ny teniny akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Narahiko saina mitandrina ny anareo, ary tsy naharesy lahatra an’i Jôba ianareo; tsy nisy nahatohitra ny teniny ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, nihaino tsara anareo aho, fa tsy nisy naharesy lahatra an’i Jôba ianareo.
Malagasy Bible 1865
Eny, nihaino dia nihaino anareo aho, fa he! tsy nisy naharesy lahatra an'i Joba ianareo, na nahavaly ny teniny akory;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, tena nihaino anareo aho, nefa e! Tsy nisy naharesy lahatra an’i Joba ianareo na nahavaly ny teniny akory.
malagasy
Eny, nihaino dia nihaino anareo aho, fa he! tsy nisy naharesy lahatra an'i Joba ianareo, na nahavaly ny teniny akory;