Job 32:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka ianareo tsy hiteny hoe: Hitanay ny fahendrena; Andriamanitra no maharesy azy fa tsy olona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao hoe: ‹Nahita ny fahendrena izahay, Andriamanitra no mamely azy, fa tsy olombelona›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary aza manao hoe: «Efa hitanay ny fahendrena: Andriamanitra fa tsy olombelona no hamaly azy.»
Malagasy Bible 1865
Fandrao ianareo hanao hoe: Hitanay ny fotony: Andriamanitra no maharesy azy, fa tsy olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka ianareo tsy hiteny hoe: Hitanay ny fahendrena; Andriamanitra no maharesy azy fa tsy olona!
malagasy
Fandrao ianareo hanao hoe: Hitanay ny fotony: Andriamanitra no maharesy azy, fa tsy olona.[Heb. fahendrena]