Job 32:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nandaha-teny hamely ahy anefa izy ary tsy araka ny teninareo no havaliko azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba hamely ahy no nanononany ny lahateniny; nefa tsy mba ny teninareo no hamaliako azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nikabary hamely ahy anefa i Jôba, ary tsy ny teninareo no hamaliako azy.
Malagasy Bible 1865
Tsy nandaha-teny hamely ahy anefa izy; Ary tsy araka ny teninareo no havaliko azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nandaha-teny hamely ahy anefa izy ary tsy araka ny teninareo no havaliko azy.
malagasy
Tsy nandaha-teny hamely ahy anefa izy; Ary tsy araka ny teninareo no havaliko azy.