Job 32:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Very hevitra terỳ izy ireo ka tsy namaly intsony; efa nanalavitra azy ny teny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indreo, very hevitra izy ireo, ka tsy mamaly akory; tsy mahita teny halahatra intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro fa very hevitra izy telo lahy, ry Jôba, hany ka tsy mamaly anao intsony ary tsy mahita izay hotenenina.
Malagasy Bible 1865
Very hevitra terỳ izy ireo, ka tsy namaly intsony; Efa nanalavitra azy ny teny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Very hevitra terỳ izy ireo ka tsy namaly intsony; efa nanalavitra azy ny teny.
malagasy
Very hevitra terỳ izy ireo, ka tsy namaly intsony; Efa nanalavitra azy ny teny.