Job 32:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anjarako kosa izao ka hamaly aho; eny, izaho no hanambara izay fantatro!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia mba anjarako kosa izao ny miteny, fa mba te-hilaza izay hevitro kosa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa anjarako indray no miteny hanambara izay mba fantatro.
Malagasy Bible 1865
Anjarako kosa izao, koa dia hamaly aho; Eny, izaho hanambara izay fantatro;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anjarako kosa izao ka hamaly aho; eny, izaho no hanambara izay fantatro!
malagasy
Anjarako kosa izao, koa dia hamaly aho; Eny, izaho hanambara izay fantatro;