Job 32:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre! Ny ato anatiko dia efa tahaka ny divay izay tsy misokatra, efa ho triatra tahaka ny siny hoditra vaovao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa toy ny divay voatsentsina ny foko, dia tahaka ny siny hoditra feno divay mila hipoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamorivory toa iotrehan-divay ny ato anatiko ka tahaka ny siny hoditra vaovao efa ho triatra.
Malagasy Bible 1865
Endrey! ny ato anatiko dia efa tahaka ny divay izay tsy misy hiainana, efa ho triatra tahaka ny siny hoditra vaovao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre! Ny ato anatiko dia efa tahaka ny divay izay tsy misokatra, efa ho triatra tahaka ny siny hoditra vaovao izy.
malagasy
Endrey! ny ato anatiko dia efa tahaka ny divay izay tsy misy hiainana, efa ho triatra tahaka ny siny hoditra vaovao izy.